|
|
|
|

Teny iditra1  angonina
Fototeny  2  angona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be collected, assembled, or gathered together.
Ohatra  6  Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#]
7  Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#]
8  Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Lohateny  13  Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny angonina io

Fivaditsoratra  15  anangony, anganoin, angonany, angonina, aningano, anongany, iangonan, ionganan, nanaingo, nanganoi, nanginao, naongany, niangano, niangona, nigaonan, nigoanan, nigonana, niongana, noganina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21