|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Tanala] Teny ilazana ny fihary ao amin' ny organa maha-lehilahy na maha-lahy, izay tapahina rehefa mamositra akoholahy na ombilahy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Provincial] the virile glands
Voambolana  5  Haiaina

Teny iditra (2/2)6  angoro
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.19] [Tankarana] pointe de terre.

Fivaditsoratra  9 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21