|
|
|
|

Teny iditra1  angoronan-damba
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny
Singan-teny  4  angoronana, lamba

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07