|
|
|
|

Teny iditra1  angoronan-damba
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  angoronana, lamba
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07