Teny iditra angoty
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (matetika kokoa angotingoty) Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angoty
Mitovy hevitra: angentsana ~ angola ~ hantahanta [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   demandes, caprices des enfants, fantaisies [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   angotingoty

Teny iditra angoty
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] haingo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra angoty
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Taifasy] Euodia floribunda Baker (Rutaceae). Écorces amères employées à la préparation de boissons alcooliques. Alcaloïdes à action euphorisante. Le nom peut être une allusion au parfum des feuilles qui rappelle celui de certains citrus. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Euodia floribunda

2017/12/07