Teny iditra angovy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana na fampanaovana zavatra mafy sy an-tery, izany hoe amin-kery fotsiny izao: Manao angovy
¶ anditra, angidana, ambozizy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy taking by force. [Richardson 1885]

Teny iditra anvy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay énergie [SLP 1986]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/22