Teny iditra angovy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana na fampanaovana zavatra mafy sy an-tery, izany hoe amin-kery fotsiny izao: Manao angovy
Anditra, angidana, ambozizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Taking by force. [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra anvy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay énergie [1.13]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31