|
|
|
|

Teny iditra1  anidiana
Fototeny  2  hidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#244]
Ohatra  6  Ny lehilahy mitehin-dongoza, ny zaza aman-behivavy mandeha irery, ny omby mandry an-tsaha, ny moka no anidiana ny varavarana, tsy misy ala mireotra, tsy misy voro-maneno [2.285#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  adaninay, anadiany, anidiana, dainanay, iadanany, iandania, nadianay, niadiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21