Teny iditra | 1 anihina |
Fototeny | 2 anika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Iakarana: Tendrombohitra telo no anihina vao tonga any aminay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be climbed up, to be ascended, as of a hill, a tree, a post, etc.; attacked, as a town in war. [1.2] 6 to be climbed; to be captured (of a town or territory) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 sur quoi on grimpe, qu'on escalade, qu'on prend d'assaut [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny anihina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |