Teny iditra anilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy akaiky: eo anilan' ny tranonay [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à côté, d'un côté [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Tsipelina hafa 

Teny iditra anilany (any, ila, -ny)
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Famaritana malagasy Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as mifanila [Richardson 1885]

2015/03/22