Teny iditra |
anio
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The part of the day to come. To-day. [1.2]
|
| Today (future tense) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [1.82]
|
| Aujourd'hui (temps futur) [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
androany |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
anio
(any)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana anina
|
|
Teny iditra |
anio
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana any
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Ataovy [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
[1.82]
|
|
Teny iditra |
an' io
(any, io)
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Ohatra |
1 | Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka?
[2.499]
|
2 | Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io
[4.27]
|
|
|