Teny iditra anjaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [1.78]
 Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina
Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [1.2]
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08