|
|
|
|

Teny iditra1  anjamby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  (anjam-by) barre de fer [1.13]
4  Barre de fer. (bolongam-by). [1.19]
Ohatra  5  Ary miraikitra amin' ny velona ihany ny anjamby nahafahan' ny maty, ka tsy afa-mitsangana izahay sisa velona [2.649#]
Tovy hevitra  6  anjaby, bolongam-by, tso-by
Singan-teny  7  anja, vy

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13