Teny iditra anjananjana (anjana)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Halavana, fijoro [1.1]
 Bikana, ranjanana, tomady [2.285]
Fanazavàna teny anglisy Well-formed, noble in mien, of an imposing appearance. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Belle taille, beau port [1.3]
 Qui a une belle taille, un port agréable [1.196]
Ohatra hany ka tsy fantatra izay reniny sy ny zanany izy mianaka fa samy anjananjana. [2.285]
Sampanteny 
Tovy hevitra anjana

Teny iditra anjananjana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] A plant common in rice-grounds [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina, Tanala] Cassia alata L. (Fabaceae) [1.196]
Anarana siantifika Cassia alata
Voambolana 

Teny iditra anjananjana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora)
Mitovy hevitra: amaninaombilahy ~ sariFAtra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A hard-wooded tree used in house-building. Leptolaena pauciflora, Baker. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce d'arbre. [1.19]
 Appellation botanique: Leptolaena multiflora [2.612]
  [Betsimisaraka, Bezanozano] Leptolaena multiflora Thouars et Leptolaena pauciflora Baker ainsi que Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae) [1.196]
Anarana siantifika Leptolaena multiflora, Leptolaena pauciflora, Rhodolaena bakeriana
Voambolana 
Tovy hevitra amaninaombilahy ~ sarifatra

Teny iditra anjananjana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Nom donné à de nombreux arbres et arbustes, notamment : Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) [1.196]
Anarana siantifika Aeschynomene sensitiva
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/31