|
|
|
|

Teny iditra1  anjan-koditra
Singan-teny  2  anja, hoditra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] tady vita amin'ny hoditra na fingotra hampitana hetsika amin'ny bolaky
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] courroie

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07