Teny iditra anjelisy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (Fivavahana Katolika) Fivavahana fiarahabana an' i Masina Maria intelo isan' andro -- maraina, mitataovovonana, hariva -- amin' ny feon' ny lakolosy mitsitaitaika intelo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Latina: angelus.

2012/10/22