Teny iditra | anjoy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Soy manga, karazam-boron-kely mpitsentsitra felan-kazo indrindra fa ny felan-akondro, voronkely maitsomaitso volo sady lava vava [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | A bird. Same as anatsoy. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Tovy hevitra | anatsoy | |
Fivaditsoratra | anjoy, injao, jaony, jiona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |