Teny iditra | an-kadin-kary | |
Singan-teny | hady ; kary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Filazana hady misy lobolobo fonenan' ny kary, ary enti-milaza toerana any an-dakira lavitra any [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | C' est comme dans un fossé habité par le chat sauvage. Se disait des affaires peu claires, lorsqu' on était loin d' arriver à un accord Autre sens : c' est à une longue distance [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25 |