|
|
|
|

Teny iditra1  ankalalahana
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2][an-kalalahana] an open space
[an-kalalahana] in a spacious place
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] librement
Ohatra  5  [4.27#] Afaka miresaka ankalalahana tao amin' ny haino aman-jerim-panjakana izy ireo raha miresaka zavatra mivaingana fa tsy manohitra be fahatany.
Fototeny  6  lalaka

Fivaditsoratra  7  analakalahan, ankalalahana, nanalakalaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21