Teny iditra an-kalalahana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy An open space
In a spacious place [1.2]

Teny iditra ankalalahana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Librement [1.13]
Ohatra Afaka miresaka ankalalahana tao amin' ny haino aman-jerim-panjakana izy ireo raha miresaka zavatra mivaingana fa tsy manohitra be fahatany. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12