|
|
|
|

Teny iditra1  ankalazana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Ohatra  3  [1.3] tsy tambo isaina ny antony tsy maintsy hankalazantsika an'Andriamanitra (les motifs qui nous obligent à rendre gloire à Dieu sont innombrables)
4  [4.11] rahampitso alahady faha 29 martsa no hankalazana eto amintsika indray ny tsingerin-taona ny tolona ho fanavotam-pirenena nataon’ny Malagasy tamin’ny 29 martsa 1947
Fototeny  5  laza
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11