| Teny iditra | 1 ankama |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ahitra maniry anaty rano mpandoto rano no sady tena malama izay
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Voambolana | 4 Haizavamaniry: ahitra |
| Fivaditsoratra | ankama, 5 kamana, 6 kañama, 7 makaña, 8 manakà, mañaka, manaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|