Teny iditra | 1 ankandrefana |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10#A294] Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. 4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] voyez andrefana |
Fototeny | 6 andrefana |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 11 anavaratra, anatsimo, antsinanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |