|
|
|
|

Teny iditra1  an-kanifisana
Singan-teny  2  hanifisana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kely raha ny hatevenany no jerena
kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] scarce
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rare, insuffisant
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny an-kanifisana io

Fivaditsoratra  8  an-kanifisana, fanasikinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29