|
|
|
|

Teny iditra1  an-kapobe
Sokajin-teny  2  anarana na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy
Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#50] en bloc, en gros, en somme, en général
5  [1.13] généralité, global
Ohatra  6  ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana [1.320#]
7  mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [2.114#]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  an-kapobe, ankapobe, pañaboke, pañobake

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08