Teny iditra | 1 an-karanany |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 harana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (any anaty haranany) Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] [ankaranany] as yet undisclosed; as yet unfinished, not yet hatched; not yet ready |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] [ankaranany] (lit. dans la coque) projet en herbe, encore dans l' oeuf; pas encore au point |
Ohatra |
7 [4.27#] kolikoly any amin' ny ladoany, eo ambany fiarovan' ny mpanao politika sy ny manam-pahefana ambony, izay raharaha tena tafavoaka an-gazety vonoina ankaranany; |
Fivaditsoratra | 8 an-karanany, nanakarany, nanakirana, niankarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |