Teny iditra | 1 ankasitrahana |
Fototeny | 2 sitraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be found pleasing; to be thanked |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#612] en quoi on peut se complaire, qu’on peut approuver, agréer, remercier, récompenser, le motif 6 [1.8] qu'on approuve, qu'on accepte; qu'on agrée, pour lequel on exprime ses remerciements |
Ohatra |
7 Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana any aminy. [2.528] 8 Tsy niriry trano anay mianakavy ianareo, ka ankasitrahana. [2.245] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ankasitrahana io |
Fivaditsoratra | 14 anarahantsika, ankasitrahana, nikaratsahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |