Teny iditra | 1 ankatsaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
tany mifanila amin'ny tavy ka nifindran'ny afo tamin'ny nandoroana ny tavy katsakafo |
Fivaditsoratra | 4 ankatsaka, nakatsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |