Teny iditra ankavanana (any, havanana)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana anglisy   on the right side [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   à droite, main droite [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Jerena tsara ny fiara avy eo ankavia sy ankavanana. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 57]
Voambolana  
Endriteny  
ankavana
ankavanako
ankavananao
ankavanany
ankavanantsanka
ankavananay
ankavananareo
ankavanan'
ankavanan-
  

Teny iditra Ankavanana
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana frantsay   petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il reçoit sur sa rive droite les affluents Mananarabe, Andampy et Sahabe [Rajemisa 1966]
Voambolana  

2017/04/12