|
|
|
|

Teny iditra1  an-kery
Singan-teny  2  hery
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fanaovana an' aina tsy misy rindrany [1.1]
Ohatra  5  Tena ao amin'ilay fomba malagasy indrindra: tsy misy tratreva, tsy misy ankery, fa terem-panahy fotsiny! [2.298#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  an-kery, eranky, kareñy, rekany

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12