Teny iditra | an-kery | ||
Singan-teny | hery | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana an' aina tsy misy rindrany [1.1] | ||
Ohatra | Tena ao amin'ilay fomba malagasy indrindra: tsy misy tratreva, tsy misy ankery, fa terem-panahy fotsiny!
[2.298] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | an-kery, eranky, kareñy, rekany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |