|
|
|
|

Teny iditra1  an-ketsiny
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#H198] ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity an-ketsiny
Fototeny  4  hetsy
Tsipelina hafa  5  anetsiny

Fivaditsoratra  6  an-ketsiny, kinetsany, netsakiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21