|
|
|
|

Teny iditra1  an-keviny
Singan-teny  2  hevitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny tokony na ny mety ho izy
Ohatra  5  ary ny ankeviny dia hydrogena roa famarana ny oxyzena iray. [1.357#]
6  Ary raha mahaloa ny sasany hiany izy, fa tsy mahafeno ny fananany, dia atao ankeviny ny tsy feno, ka raha 20 no tsy feno dia migadra herintaona izy. [1.123#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07