Teny iditra | 1 an-kilahila |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Eo amin' ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila itỳ misy antsika itỳ ka sarotra ananganan-day Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakotoamin' izao fotoana tsy ahitany asa izao [1.1] |
Ohatra |
4 Mac Mahon kosa indray dia eo ankilahila ambony atsinanan'ny trano fiangonana, làlana tokony ho 7 minitra.
[2.588#]
|
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny an-kilahila io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |