|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ankoala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] helodrano lehibe sady lalina
Voambolana  4  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/4)5  ankoala
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.10] omby vaventy nefa mahia.
8  [1.1] Lehibe ary mahia: Omby ankoala
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] lean oxen that have been brought up from the town called Ankoala.
Fanazavàna teny frantsay  10  [2.415] Boeuf grand et maigre
Voambolana  11  Toe-karena: fiompiana

Teny iditra (3/4)12  ankoala
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.10] zatovolahy na zatovovavy lava, nefa mahia sady ratsy bika
Fanazavàna teny frantsay  15  [2.415] Se disait des jeunes gens grands et mal conformés

Teny iditra (4/4)16  Ankoala
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.10] faritany ao akaikin' i Maevatanana, avaratra atsinanany, nisy tobim-bolamena' i M. Suberbie tamin' ny tany Malagasy

Fivaditsoratra  19  akalano, alonaka, analako, Ankoala, ankoala, naaloka, nalakao, nalaoka, naloaka, naolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08