Teny iditra ankoala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Helodrano lehibe sady lalina [1.10]
Voambolana 
Ny fihaviany Malay: kuala: vava-vinanin' ony.

Teny iditra ankoala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Omby vaventy nefa mahia. [1.10]
 Lehibe ary mahia: Omby ankoala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lean oxen that have been brought up from the town called Ankoala. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Boeuf grand et maigre [2.415]
Voambolana 

Teny iditra ankoala
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zatovolahy na zatovovavy lava, nefa mahia sady ratsy bika [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Se disait des jeunes gens grands et mal conformés [2.415]

Teny iditra Ankoala
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Faritany ao akaikin' i Maevatanana, avaratra atsinanany, nisy tobim-bolamena' i M. Suberbie tamin' ny tany Malagasy [1.10]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31