Teny iditra | ankoay | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Karazam-borona an-dranomasina [1.78] | ||
Karazam-boromahery [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A species of sea-eagle. Haliaetus vociferoides, Des Murs. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Aigle de mer. [1.19] | ||
Anarana siantifika | Haliaetus vociferoides | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Anaram-biby |
| ||
Tsipelina hafa | ankoe | ||
Lahatsoratra | Randzavola: ankoay ao amin' ny Baiboly (=> voromahery) | ||
Fivaditsoratra | akaony, ankoay, koaina |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18 |