|
|
|
|

Teny iditra1  ankoay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] karazam-borona an-dranomasina
4  [1.1] Karazam-boromahery
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Provincial] a species of sea-eagle. Haliaetus vociferoides, Des Murs.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.19] [Tankarana] aigle de mer.
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  8  ankoe
Anaram-biby 
Lahatsoratra  10  Randzavola: ankoay ao amin' ny Baiboly (=> voromahery)

Fivaditsoratra  11  akaony, akoany, ankoay, ikaona, kaonay, koaina

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18