Teny iditra | 1 an-kodahoda |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (fihasimban' ny hoe "an-kodiadiatra"; jereo Hodiatra) Enti-milaza toerana very any an-kebakeba-tany lavitra tsy misy mpahita |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |