Teny iditra | 1 an-koditra |
Fototeny | 2 ana, hoditra |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] sur la peau Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible) |
Ohatra |
5 [2.470] hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. 6 [2.472] Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. |
Fivaditsoratra | 7 andritako, an-koditra, atandriko, kiatondra, takodiran, tandraiko, tondrakay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |