Teny iditra | 1 ankohonana |
Fototeny | 2 hohona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena [1.1] 5 fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 A family, a household. [1.2] 7 a household [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 la famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de... [1.3] 9 maisonnée [1.54] 10 la famille, les gens de la maison [1.8] 11 ménage, famille [1.13] |
Ohatra |
12 Dia miara-misaika rano ny ankohonana. [2.245#] 13 Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana. [2.528#] |
Voambolana |
14 Fifandraisana: fianakaviana |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: ankohonana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |