Teny iditra | ankotrio | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy amin' ny ankehitriny, saingy tsy fiteny amin' ny kabary na amin' ny lahateny fa amin' ny resaka andavanandro fotsiny ihany [1.1] | |
Fivaditsoratra | ankotrio, ikotrano |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |