Teny iditra | anôfela | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Karaza-moka mahatonga ny tazo amin' ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin' ny ran' izay voakaikiny [Rajemisa 1985] | |
moka vavy mitondra tazo [SLP 1986] | ||
Fandikana frantsay | anophèle [SLP 1986] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina ~ Fahasalamana | |
Ny fihaviany | Frantsay: anophèle. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |