Teny iditra | 1 anohinana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#710] |
Ohatra |
4 [2.298#148] Ary, araka izay voatsikera ny amin'ny fomba samy hafa itandroana ny fihavanana eo am-pandaharana, ny fomba samy hafa anohinana ny fo, ny fomba samy hafa handonana ny eritreritra, moa tsy dia efa voasavasava ny foto-kevitra ifaharan'ny lahateny aman-kabary rehetra? |
Fototeny | 5 tohina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 anahonany, anohanany, anohinana, anonahany, haninanao, hanoinana, inonahana, nanoahany, nanohanay, niahonana, nianohana, nihananao, nihaonana, nohanaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |