Teny iditra | 1 anomezana |
Fototeny | 2 ome |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#781] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#462] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#464] |
Ohatra |
7 Amin' io koa no anomezana anarana ny zaza. [1.437#] 8 Ara-pitondrana no anomezana ny karatra ny mpifidy [2.114#] 9 ary koa anomezana ny havany ny maty, na ny fokonolona nanatitra ny fao-dranomaso [2.48] 10 Trano fampisotroana mangidy no iantsoana ireo toerana anomezana ranon-kininina ny ankizy [2.117] 11 Izany no tsy maintsy anomezana zezika azy, sy rano handevona ny sakafo ao amin' ny zezika [2.332] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 16 anomeazana |
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny anomezana io |
Fivaditsoratra | 18 anomeazan, anomezana, nanomeaza |
Nohavaozina tamin' ny 2022/10/09 |