Teny iditra anona
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mr. So-and-so [1.2]
 What-do-you-call-it; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chose, ce qu'on n'exprime pas . [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Mpanahaka  ranona
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra anona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Facteur [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra anona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Vanona, tsara [1.78]
  [Tanala] (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Arrived at maturity, perfect [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra anona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Omby antitra [1.1]

Teny iditra añona
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Vanona [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12