|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  anona
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Mr. So-and-so [1.2]5  what-do-you-call-it; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  chose, ce qu'on n'exprime pas . [1.8]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpisolo anarana :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny mpisolo rehetra
14  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/5)15  anona
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  18  facteur [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)22  anona
Sokajin-teny  23  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  24  vanona, tsara [Tambahoaka] [1.78]25  (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  26  arrived at maturity, perfect [Provincial] [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra (4/5)28  anona
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30  Omby antitra [Betsileo] [1.1]

Teny iditra (5/5)31  añona
Sokajin-teny  32  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  33  vanona [Sihanaka] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  34  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  35  anano, añano, anona, añona, naona, ñaoña, noana, onana, anano, añano, anona, añona, naona, ñaoña, noana, onana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12