Teny iditra antadina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Karazan' ny hofika any an-ala, izay alain' ny olona amin' ny mosary mba hohanina [2.165]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazan'oviala fihinana raha mosarena [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Tubercules comestibles. [1.19]
  [Betsileo, Tanala] (de adina : action d'examiner avec soin ; la recherche de ces tubercules est délicate à la saison sèche quand la partie aérienne de la plante est réduite). Dioscorea antaly Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule alimentaire mais toxique si on ne le soumet pas à une ébullition répétée. [1.196]
Anarana siantifika Dioscorea antaly
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25