Teny iditra | 1 Antakay |
Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka, Bezanozano]
Bezanozano |
Ohatra |
4 Tsy sahy mitevy ala velona ny antakay. [2.245#] |
Voambolana |
5 Tantara: firenena |
Tovy hevitra | 6 tankay |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 8 Antakay, atakany, atanika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |