|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  an-tanàna
Fototeny  2  any
Sokajin-teny  3  tambinteny
Ohatra  4  - Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324]
5  Hono ray olona ato an-tanàna
mba nandry teto ve Rasoavangaina?
[2.131]
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)7  an-tanana
Fototeny  8  any
Sokajin-teny  9  tambinteny
Ohatra  10  ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472]
11  Ankotsohotso
hatsotso roa venty
raha mahay hianao
dia roa no ho an-tanana
[2.131]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  13  an-tanana, an-tanàna, an-tanana, an-tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31